You are here: home > Vetso

( tsy misy lohateny) - zazah

Azo vakiana?

Ny alina fotsiny no fohy,
tsy ampy hahasambatra,
rehefa ny tia sy tiana
no miray fandriana.

Dia satry tsy hifoha,
mandrapahatretrika;
dia satry tsy hamoha
ny varavaran'efitra.

....

Malala a,
mandehana ianao mandro
fa maraina ity ny andro.

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : zazah

Nampiditra : zazah15
Daty : 11/09/2014
Mpamangy : 799
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny ao anatiny
Andao hanonofy
Fanahy mahaolona
Mangina ialahy ry foko
Dindo
NOFY
Izay tsy tia adala
Ankamantra
Niova
zaramira