You are here: home > Vetso

Fanahy mahaolona - zazah

Azo vakiana?

Mahazo mametaveta
izay main'ny hetaheta.
Inty ny vatako lalaovy,
izay tianao ataovy,
n'inona n'inona...
Ny vatako tsy maninona,
lazao fa mpanota.
Fa, kosa,
ny fanahy,
mahaolona ahy,
aza atao tsinontsinona.

Sokajy : Malalaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : zazah

Nampiditra : zazah15
Daty : 16/09/2014
Mpamangy : 789
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny ao anatiny
Andao hanonofy
Mangina ialahy ry foko
( tsy misy lohateny)
Dindo
NOFY
Izay tsy tia adala
Ankamantra
Niova
zaramira