You are here: home > Vetso

Ankamantra - zazah

Azo vakiana?

Ankamantatra ity,
ze mahay mamalia!

Tromba avy aiza
no manetsika ny poeta?
Fanahy inona
no monina ao anatiny?
Fa dia voavakiny
ny lanitra fahafito.
....
Ary nony ampitso,
feno lokon-danitra,
manga mahafinaritra
ireo sora-tanany.

Ankamantatra ny ahy,
mamalia ze sahy!

Sokajy : literatiora

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : zazah

Nampiditra : zazah15
Daty : 28/08/2014
Mpamangy : 1073
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Ny ao anatiny
Andao hanonofy
Fanahy mahaolona
Mangina ialahy ry foko
( tsy misy lohateny)
Dindo
NOFY
Izay tsy tia adala
Niova
zaramira