You are here: home > Vetso

hataka - zazah

Azo vakiana?

ampianaro aho ho tia
mahay mankafy
ny tena tsiron'ny miaina
tsy tia tena fa mankamamy aina;
omeo tsiky tena vokatry ny fo,
omeo saina mankato
sy omeo fanahy mino...
Dia vimbino ny fofon'aiko
raha mby handao ahy.

Sokajy : vavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha