You are here: home > Vetso

mamy ny miaina - zazah

Azo vakiana?

Mamy ny miaina
rehefa misy izay ilaina:
trano ny fanaka,
vady sy zanaka,
fitia sy safosafo,
vary sy sakafo,
fiara sy fitafy,
finday sy solosaina...
Mamy ny miaina
rehefa tsy mihafy.

Sokajy : fiainana

Hametraka hevitra

Midira aloha