You are here: home > Vetso

vavaka hariva - zazah

Azo vakiana?

Tompo รด tahio
io malalako io,
omeo saina tony
hoentiny matory
androany alina.
Omeo torimaso lalina
sy omeo fiadanana ny nofony,
ataovy mamy koa ny nofiny...
dia bitsiho eo an-tsofiny
izay tsy hain'ny vavako ambara.

Sokajy : Malalaka

Hametraka hevitra

Midira aloha