TENA TIAKO - ANJARA7
Izy irey dia izy irery
Ilay haiko tsianjery
Ilay ela no niriako
Tena izy ilay tiako
Vonin- draozy hafa loko
Fa nambabo ilay foko
Ilay hany fifaliako
Ts' izy zany f"ialay tiako
Na nisy aza ny hadisoany
Nanamaloka ny fifaliako
Dia mbola ho hatsaraiko hatrany
Satria "izy"tena tiako
Tononkalo hafa
DIAVOLANAILAY NIJANGA
AMBARAO
ETO AN -TANY
TOKY
MANDALO
ANJARA
LAVO???
ALEOKO.....!!!!
SOMBINAIKO
Hevitra mandeha
ANJARA7 (02/02/2010 09:46:39)
Dia mbola ianao ihany no ekeko ho anjarako
maherylaza (03/02/2010 06:54:43)
sambatra lahy IZY zay nahazo anjara be fandeferana