You are here: home > Vetso

hanoratra aho ho anao - cedric tolojanahary

Azo vakiana?

Hanoratra aho ho anao

-hanoratra aho ho anao
-ry ilay malalako iny
-fa ilay tsiaro anatiko ao
-mampatsiahy ireo fahiny

-ka mampisento hatrany
-mampitam-berina alahelo
-mampirotsaka tomany
-'lay tsiaro toa mamerovero

-any ianao ry tiako
-toa tsaroako ireo lasana
-ilay ankanim-paniriako
-toa natelin'ity fasana...

Cedric tolojanahary
              Na
Alahelon'ny fanahy
03/03/19

Sokajy : Fahatsiarovana

Hevitra mandeha

mikalofitiaramanambetso (01/06/2019 20:20:02)

tena tsara cedric a

cedrictolojanahary04 (04/06/2019 03:39:32)

Mankasitraka indrindra ho an'ny mpankafia rehetra tompoko!

Hametraka hevitra

Midira aloha