You are here: home > Vetso

Tia anao aho - Nalsonrandrianaivo

Tia anao aho

Raha mba fantatrao mantsy
Izay ao am-poko ao
Fa Mitroatra mila ho vaky
Maniry mafy anao
Ka etsy anie henoy
Fa ho tantaraiko anao e
Ny tsiambaran-teloko
mino aho fa tsy ho neniko
Izao e, Tia anao aho
Tiako ianao

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha