You are here: home > Vetso

Tratry ny taona daholo - Nalison Randrianaivo

Tratry ny taona daholo

tratry ny taona daholo
ry malagasy tsy vaky volo
izay mbola velon'aina
tsy maty fo aman'aina

Sokajy : Taona

Hametraka hevitra

Midira aloha