Insérer un poème
Jean-Joseph Rabearivelo
Iza no tsy efa nandre ny anaran'i Jean-Joseph Rabearivelo? "Fasana faharoa", misiterin'ny fitiavan'ny tanora... ny tolona sy tebiteby ary onjan'ny fitiavana. Mampangirifiry ny tanora amin'izao fotoana izao ny nandre ny tantaran'ny andro farany niainany... ny 22 jiona 1937, 36 izy tamin'izay.Ity ambany ity amin'ny teny Frantsay ny ora faran'i J-J Rabearivelo.
Nalaina tao amin'ny Les Curiosit
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/jean-joseph-rabearivelo