Date : 25/04/2010 22:03
Visite : 2854
Poèmes: 27 Cliquer ici
Fans : 3 Admirer
Rabetokotany Latiana (Petakasoa)
Vehivavy Malagasy ka mandala ny maha-Malagasy nefa koa tsy mandà izay lafiny tsara azo raisina amin'ny fomba vahiny.Mino an'Andriamanitra ho Tompo sy Mpamonjy ka maka fahafinaretana amin'ny fihainoana indrindra ny hira fivavahana.
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/petakasoa