Inséré par : rakotoharifetrahaja
Date : 16/07/2020 06:57
Visite : 1245
Poèmes: 20 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Insérer un poème

RA Freddy Jn

Mpikambana ao amin'ny Tily eto Madagasikara (TEM) sady mpitaiza tanora sampana maitso ao amin'ny Fiv 181eme FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana
Teraka tamin'ny 11 Martsa 2000
tena anarana: RADANIELISON Jean Freddy
Zanaka Tantsaha monina ao Ambatolampy Ambohimanarina
nahazo ny marim-pahaizana Bakaloreat ny taona 2019
Mpianatra
nianatra tao amin'ny EPP Ambatolampy (2006-2011)
CEG Ambohibao Antehiroka (2012-2016)
LEG Ambohimanarina (2017-2019)
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ra-freddy-jn
Derniers commentaires
rakotoharifetrahaja ( 16/04/2021 07:55)
tiako ianao tanora mba hisandratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151