Nampiditra : Tsiroa
Daty : 02/05/2012 01:20
Nijery : 2682
Tononkalo: 31 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Tsiroa

Ny anarany dia Tiana Rakotovao.Izy dia tera-tany Malagasy izay mahatsiaro ny fahazazany; ny nianarany tamin'ny fanabeazana fototra tany Madagasikara. Manoratra amin'ny teny Gasy sy Anglisy ary Espagnol izy.Ny faniriany dia mba ho fantatra eo amin'ny tontolon'ny poezia sy amin'ny maha-panakanto azy. Nianatra mozika tao amin'ny CNEM izy fony zaza ary nanohy ihany koa tao amin'ny Music and Art.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/tsiroa
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145