SAMBATRA (ANDRY KANTO MENDRIKA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sambatra be izao ianao
Fa nisaraka tamiko ihany
Miadana ianao amin'izao
Sambatra miaina eto an-tany

Satriko mba ohatranao
Sambatra anilan'ny tia
Manana ankizy vaovao
Sambatra feno fitia

Misy ny tena hasambarana
Fitiavana feno fitia
Misy ny tena fiadanana
Fitiavana anilan'ny tia
--------
Lien:
192 2
Fans: Fydim - AKMKT
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ANDRY KANTO MENDRIKA
Inséré par : AKMKT
Date : 13/05/2026 13:48
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0148