SAMBATRA (ANDRY KANTO MENDRIKA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sambatra be izao ianaoFa nisaraka tamiko ihany
Miadana ianao amin'izao
Sambatra miaina eto an-tany
Satriko mba ohatranao
Sambatra anilan'ny tia
Manana ankizy vaovao
Sambatra feno fitia
Misy ny tena hasambarana
Fitiavana feno fitia
Misy ny tena fiadanana
Fitiavana anilan'ny tia
--------
Rohy:
