INONA NO ! (Arajech)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako Izy !Fa nahoana no tiako
Dia tihako fatany fa tiko
Nefa inona no hitiavako azy
Dia tiko amin’ny hahoana?
Tsy mahita azy mahatsiaro babangoana
Fa inona no no itiavako azy?
Tsy fantatro fa mampiasa ny loko
Fa izy dia tiako!
Izay tihako ho ahy
Nefa toa mampanahy!
Fa tsy mba fantatro velively
Na dia nafeniko tao anaty
Izato fitiavako azy
Ny fihetsika no nanely
Ilay fitiavana vonoina fa tsy maty
Nahoana ianao ry foko tia an’iny mpivahiny
Fa dia navelano nitoetra
Mameno ny foko rehetra
Fa tiko Izy, Izy no tiako!
27/02/04
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana