IZAY VE NO TIA§ (Arajech)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny ora tsy ianarako Dia isainako foana anao
Ny fotoana tena mamiko
Dia tiako hahitana anao
Ny masoandrom-piainako
Dia ilay fijerinao
Ny sakaom-panahiko
Dia ny fandrenesana feonao
Ny tena fahasambarako
Dia mifampitositosy aminao
Ny hany fiadanako
Dia lalandava eo anilanao
Ny voninahitra mba hiriko
Dia ny fitiavana avy aminao
Ny androm-pianako rehetra
Dia itiavako anao tsy misy fetra
30/03/99
--------
Lien: