Indrisy ry tiako. (Arisons)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indrisy ry tiako.-Tsapako fa raha vao iny niandoha ny antsika.
-Dia toa efa tsinjoko sahady fa mangatsika.
-Tsisy hafanana hoe taratra nakaty amiko taminao.
-Fa toa hirifiry lava sy adin-tsaina izaho tanilanao.
*Eny, tsy vitako intsony ny anohy sy hamisavisa.
*Ny diantsika izay vita ry tiana fa toa mampijaly mampikorisa.
*Ianao tsy inona tsy tena tia.
*Fa toa maneho titra fotsiny amiko miatsavelatsia.
-Ka aleoko miala mitso-drano anao.
-Ampy izay tena aoka avelao aho amin'izao.
-Ho irery eny tsisy anao raha hijaliko.
-Raha ampijalinao foana eee! Toa "Indrisy ry tiko".
Arison.
--------
Lien:
