Mampalahelo (Arisons)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mampalahelo.

- Izahay madinika moa izany dia kely eny ihany.
- Na midradradradra mitaraina aza dia tsy henona ny tomany.
- Satria ve ny toa ireny tsisy mba miraharaha.
- Fa hoe olona tsy ilaina ary koa tsy tsisy miaha.

*Sa ve efa natao izay sisa ilay fiainana ankehitriny.
*Tsy mitovy velively raha ampitahaina ireo fahiny.
*Satria mako ny taloha raha tsisy fahafenona dia miaraka miray hina ampiana ny banga.
* Amin'izao kosa toa lasa mampalahelo, sivanina ireo mahantra, avahana satria ambany saranga.

Arison, 09-03-2020
--------
Lien:
40 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117