Mety hoe....? (Arisons)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mety hoe...?-Eny, mety hoe tsy hino ahy intsony ianao.
-Anarin'ny fahatokisaka amina angamba.
-Saingy efa nolazaiko fa ny foko tena tianao.
-Ary tsisy intsony amiko toan-dry satria ny masoko efa jamba.
*Mety hoe adala aho indraindray.
*Manao taotao foana tsy mijery ny mety ho vokany.
*Eo amin'ny fijerinao izay mety hifandray.
*Ny ahiahinao lalina nefa etraketraky ny sasany.
-Tsy anadiso anao anefa aho malala.
-Raha izay no hitanao ampilamin-tsaina.
-Fa ny foko tena tianao angamba adala.
-Marary noho ny aminao ka mitalaho, mifona aho mitaraina.
Arison
--------
Lien:
