Hanoratra aho (BREACKSONG)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
hanoratra ahohanoratra ho anao!
saingy aoka mba hajaina
izay antony anoratako
tsy homeko an'iza
na olona mangataka
fa ho anao ireiry ihany
aoka lahy mba hifanaja
amin'ny zavatra atao
fa zay teny kely izay
no hanoratako ho anao
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy