FANANTENANA (DADAFARAtolotra)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Voahidiko ny toky,voafefiko ny dina
Avelao ny fahasambarako,hiaina anatinao mangina
Satria ianao no vavahady, izay hidirako androany
Famaranako safidy, mandra-pialako eto an-tany

Manana fitia madio,mangatsakatsaka indrindra
Miorina amin’ny vatolampy,marina sy tsy hay hafindra
Ka n’iza n’iza mety ho aloka,manembana ny dia hombàna
Dia ianao tsy hanapiana,antsoina hoe fanantenana
--------
Lien:
262 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : DADAFARAtolotra
Inséré par : DADAFARAtolotra
Date : 05/01/2024 10:27
Lectures
Lu par ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141