TSY HIVADIKA (DADAFARAtolotra)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ondrindrano na tsindretra,Ka hoe rehefa mba nanidina,
Dia hanadino ny rehetra...
Fa tsingidibaka ihany,
Ka na mihofo manan'elatra aza,
Tsy hanadino ilay akany,
Izay nihombonana voalohany !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : DADAFARAtolotraNampiditra : DADAFARAtolotra
Daty : 15/06/2026 06:27
