TSY HIVADIKA (DADAFARAtolotra)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ondrindrano na tsindretra,
Ka hoe rehefa mba nanidina,
Dia hanadino ny rehetra...

Fa tsingidibaka ihany,
Ka na mihofo manan'elatra aza,
Tsy hanadino ilay akany,
Izay nihombonana voalohany !
--------
Lien:
11 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118