ô ry kaiky a! (Fetrakens)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zah leisy ho fatyireo ny harenako hoanao
Mba tsitsio ihany ireo vatsy
Fa efa sarotra ny fiainana izao
De veloma mandrakizay
Any aoriana mety mbola hihaona
Tandremo sao diso misaona
Fa ny fiainana mbola milay
Dia veloma daholo
Mampamangy ry tontolo
Dia veloma ho aho izay ihany
Nareo koa anie mbola hoanye!!
--------
Lien: