Misy teny tiako hambara. (havotraniaina)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy teny tiako hambara,
Mampalahelo ny tantara,
Ny raharaha politika,
Ny fitiavan-tena no mandriaka.

Ireo olona tia tena,
No fosi-pahantrana,
Ny olona ambakaina,
Ao anaty fahantrana.

Ny fitantanam-pirenena,
Moa misy fahendrena?
Ny vahoaka sesehena,
Indrisy ! Mahonena.
--------
Lien:
902 1
Commentaires
havotraniaina ( 15/01/2024 07:45)
Mankasitraka an'ny vetso serasera tononkalo nanisy feo. Tsara be. Misaotra an'i ikalamako niantsa.
Mankasitraka tompoko.
ikalamako ( 23/01/2024 22:21)
tam-pifaliana r'ise a. Mandroso hasina hatrany.
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : havotraniaina
Inséré par : havotraniaina
Date : 25/10/2023 05:29
Lectures
Lu par ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.012