Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tokantrano (havotraniaina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tokantranoNy tokantranonitsika (nareo roa),
no toin'ny voninkazo,
natao ho koloina,
mba tsy halazo.
Ny tokantranontsika (nareo roa),
no seha-pisedrana,
fijaliana,fihafiana,
hiandrandram-pitokiana.
Ny tokantranontsika (nareo roa),
no tsy manam-paharoa,
haharitra tokoa,
ny dinantsika (nareo) roa.
Mpanoratra: LALAHARISON Havotra Niaina
--------
Lien:
Fans:
havotraniaina
