! ENY sa TSIA ? (ILIMIM JIVISDI)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mangovitra ny fokoSomariahan-tebiteby,
Fa noho ny rediredy
Rediredin' ny fitia
Dia iharan' ny toloko.
Ö ry foko,
ô ry saiko,
Tena tsy haiko, tena tsy haiko...
Na ho ENY na ho TSIA !
Eny, ry fitia!
"Ny redonao no andrasako"
ILIMIM JIVISDI
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
Iarindria