Ahoana Ny Iafarany? (lain's rakoto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa FantatroEfa Tsapako
Efa Hitako
Haiko
Sahady
Ny Hiafarany
Ny Tantara
Tsapako Fa Tsy Tsara
Ratsy Fiafara
Toa Manalasala
Ny Andro Ao Afara
Mety Tsy Hangaragara
Manorisory Manadala
Mananjara Tsiambara
Ao Ambadika Ao Tsy Tsara
Lain's Rakoto
--------
Lien: