DIAVOLANA (lain's rakoto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsara be ilay diavolanaMahatonga fanembonana
Miaro fahatsiarovana
Ireo lasa nolalovana
Indrindra ny ratsy nahatorovana
Toa tsy nahalavo
Tsy nahavoarodona
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy