FETIN NY MATY (lain's rakoto)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hitady izay very
Haka izay azy
Ireo mpilaiso taolam-paty
Hotadiaviny avokoa
Hamerina izay nalainy
Betsaka mantsy kilemaina
Tapa-tanana,tapa-tongotra
Tsy afaka mifety
Mirevy sy etsetra
Dia ho fantatra amin'io
Ireo mpisera taolam-balo
Hita ihany koa ireo fahavalo
Hisehoany avokoa
Ireo izay ratsy loha
--------
Lien:
Catégorie : Eritreritra mandalo
822 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147