mbola tsy hay (lain's rakoto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
androany alohamafinaritra tokoa
ny fiarahantsika roa
indrindra ny alahady
nifanaovana voady
izay tsy azon-tsika roa kosehina
ny alahady mamintsika
tsy avelan_tsika hangatsiaka
ny ho avy mbola tsy hay
hoe anao akory izy izay
mbola tsy hay
--------
Lien: