tiako loatra ianao mamiko (lain's rakoto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tiako loatra ianaomamiko tsy foiko
efa safidy ny foko
ka aza avela itoloko
ry vadiko tsy foiko
voafotomboka ato an tsaiko
ianao irery re ry aiko
mpamelona ahy iaina
tsy namela hitaraina
LAIN'S RAKOTO
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy - Fitiavana