Tsy anadala (lain's rakoto)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy rediredy sanatria
Ny foko raha niteny hoe tia
Ny fidobokin'ny foko
Miantsoanttso mafy an-dry
Mitalao mafy te ho eo anilanao
Misentosento lalina ny ao anatiko ao
Tsy sangisangy akory ireny
Ny antsoantsoko anao ry neny
Antsoantso ny fitia
Te ho eo anilanao
Tsy rediredy na koa adalana
Ny antso ny foko
hiantso hoe malala
Tsy sangisangy na koa adalana
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
760 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159