Ampidiro aloha ny tenimiafina
alina (Mbola tsy fantatra)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
dia nikorisa ny ora,ka nampody ny masoandro,
injay feo kely feno akora,
no nampiandroandro,
ka nirotsaka ny alina,
anembonana olo-maro,
ho tsiaro zava-dalina,
sentosento mifangaro
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
