Maladie d'amour (Giovanni)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nitsilopy nangina ny jiron'foko
namono ny tsiaro tanatiny tao
nandrotsa-tomany ka nifokofoko
tsy havita hanadino ny fitiavany anao
Mitaraina ny foko fa very sakaiza
saraka roa ilay iray ho doria
lay fitia nanafana,nanjavona aiza?
ny aty voadona,maratram-pitia
fa izaho tsy fa lasa nikoro
toa manary toky,mitaraina oe...
marary ary aho ry tiko,maladie d'amour
tsy ho sitrana intsony,je suis blessé
Misaina ny tiny zay tsy te halala
te hihika mafy kanefa tsy sahy
Miome irery to olona adala
je encore besoin de toi
--------
Lien:
1819 1
Fans: HerizoAlain
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Giovanni
Inséré par : HerizoAlain
Date : 13/12/2012 08:35
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145