ANDAO HIVERINA (Nisainana RAFETRARIVO)

Lu par hery
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia aho matoa mitomany
Tia aho matoa miharitra
Tia aho matoa eto ihany
Tia aho matoa miatrika

Ireny toky izay nomeko
Tiko ho tanterahina aminao
Ianao nefa tsy eto
Ianao lasa nandao

Nandao ianao nohon ny antony tsy aiko
Nandao ianao,sa efa nisy vaovao
Ity ratra mihatra amin ny aiko
Ity foko tsy mahita afa_tsy ianao

Tiako ianao,andao hifamerina
Tiako ho za sy ianao,hifamelona

Nisainana Tsotsoa RAFETRARIVO

VEN10MARS23
--------
Lien:
404 1
Fans: NISAINANA
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Nisainana RAFETRARIVO
Inséré par : NISAINANA
Date : 10/03/2023 17:32
Lectures
Lu par hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143