FALY (Ny Alimbetso Soa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Akimpio ny maso dia matoria
Aza misaina kely akory
Ny anton'izay fitia
Tonga hankarary sy hanorisory

Mitsikia dia mifalia
Mba hamiratan'ny saina
Avelao any izay fitia
Mandreraka ny aina


Mitrakà dia manana fanantenana
Iposahan'ny mazava
Ny ampitso andrandraina
Hanarina izay rava

NAS 14/10/08 à 13h 29min
--------
Lien:
955 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Ny Alimbetso Soa
Inséré par : rentimpanahy
Date : 13/01/2009 11:23
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139