IANAO (Ny Alimbetso Soa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malomaloka toa misaona
Zay rehetra manoloana
Takon'ila fararano
Lay eritra nandalo
Rehefa tsy eo ianao
Ny ao anatiko ao
Heno mitambolona
Miantso mitalaho
Hita ho kivy
Miatrika ireo adidy
Satria lavitra anao
Mangina fa irery
Manjonitra tsy an-kiteny
Raha toa "IANAO"
No lasana nandao...

NAS 04/03/99 (MA)
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1010 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Ny Alimbetso Soa
Inséré par : rentimpanahy
Date : 08/01/2009 07:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141