Lay fo adala (Ny Alimbetso Soa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsiniko ve,ny nitia anao
tsia....
babo manontolo
babo tanteraka
ny tao anaty
...dia...
nitempo mangina
lay fo adala
nibitsika fitia
tamim-peo iva
tiavo.....izy
izay no safidy
Nitia ianao dia izay
Aza sainina intsony
NAS (03/02/2004)
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana