Malalako (Ny Alimbetso Soa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala â!Tsy omena tsiny dry
Raha toa tsy nino
ny teny natolotra
Satria,
Eo ny elanelantany
Mety koa hifanadino
na teny imolotra
Tsia,
Tena tia ny fo
Nanaja adry hatrany
Tsy sasatra ny miteny
Babo manontolo
Fitiavana tsy ho lany
Dry lay "TOKANA AN-TANY"
25/01/08 NAS
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
Zozoro
(
08/01/2009 21:16)
Andre sy hino ny fitiavanao izy raha vao maharay ity.
Mankasitraka.
Zozoro
Mankasitraka.
Zozoro