Izao no ataovy ao an-doha????❤❤ (Nyfandeferako)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao no ataovy ao an-doha
Fa olon-tinao aho saingy taloha
Izao no ataovy ao an-tsaina
Ts ho tiako intsony ianao fa aza be taraina

Izao no ataovy ao an-doha
Efa tena adinoko ny momba antsika roa
Izao no aza adino
Ianao dia efa nosoloiko an'i Mino

Izao no ataovy ao an-doha
Fa raha ianao dia tsy ampitempo indray ny fo
Efa hafa ny toerana misy antsika
Nefa aza tsiny fa tsy afaka toizana ny antsika
--------
Lien:
Catégorie : Fisarahana - Fitiavana
529 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Nyfandeferako
Inséré par : Nyfandeferako
Date : 18/04/2023 16:08
Lectures
Lu par ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014