ny fitiavako azy iny (Nyfandeferako)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy aiko fa ny fitiavako azy inydia toa tena nangirifiry
toa tsy haiko atao ahoana
kobonina toa mitombo foana!
tena tsy aiko ny fitiavako azy iny
toa tsy mba norarahiany
kanefa na nandroso na nihemotra ny fotoana
izaho toa tsy sasatra niandry azy foana
ka asa moa raha rahoviana
vao mba tiany sy kasaina ho valiana
ilay fitiavako! sa toa zavatra tsy niriana
eny e! tsy manona ihany fa efa izy no faniriana
ka na na ahoana na inona ataony
dia izaho tsy ho sasatra, tsy ho laony
haneho hatrany hoe tsy ho tsy tiako intsony
ka ho alaiko vady izy raha sitraky ny ao Ambony
--------
Lien: