singan-drery (oracle)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Singan-drery manirey
matahotra ny ho very
anivon'alondrano be
tsy mahita izay ho aleha

Singan-drery manirey
matahotra ny ho very
raha hanohy ny dia
tsy anilan'olon-tia

singan-drery manirery
matahotra ny ho very
raha hikopakelatr'irery
tsisy ilay aina hankahery
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1440 1
Fans: Soarilala
Commentaires
Soarilala ( 11/01/2012 21:29)
Singan-drery manirery
Mino aho fa tsy ho very
Ilay fiarahana hatr'izay
Fa ho doria mandrakizay
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144