volana fihononako (oracle)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny volana no miara mizara amiko
ty alina sina , kitrok'alahelo
manainga sento mamelovelo
tonga ratra manevika ny fo

Ny manodidina rehetra
efa tony avokoa
zaho ty mbola velon-tsetra
savilian' adin-tsaina ,mamaky loha

Ny hiratry ny volana no mba mahatsirika
nu atin-trano bongo keliko
dia tena hoe volan'ny kamboty
onena ka avy mivimbina rotsirotsy

Ry volana fihononako
ho inoko intsony ny masoandro sy ny baliakany
raha mandositra ahy ny tarany
manilika ahy , tsy mba ho namany
--------
Lien:
Catégorie : Fiononana
1627 1
Fans: oracle
Commentaires
Soarilala ( 19/12/2011 22:31)
Soa fa nisy ny volana fihononana!!!!!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : oracle
Inséré par : oracle
Date : 17/04/2010 10:12
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143