BIKAIKO (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Bikaiko ianao , banjiniko,Ny tananao fihiniko,
Misento tokana aho,
Amin izay sahisahy,
Milaza ny ao am-poko,
Na dia an-tsokosoko
Izao teny tsotra izao
Hoe Tiako loatra ianao
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy