IANAO (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ho setrin'ny tononkalon'i NYeja hoe : IANAONy masonao banjiniko,
Ny endrikao dinihiko
Ny tananao fikiriko
Ny oroka ankafiziko
Izay no tena fiainana
Ireo rehetra tsy ampy tamiko
saika hoe nindramiko
tetsy sy teroa
fenonao avokoa
Ka mamy ny fiainana
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Aingam-panahy
Commentaires
frereEddy
(
07/02/2007 15:48)
toizo fa tsara merci!