Ireto tononkaloko (raozigasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
… ho rakitry ny elaSy taratry ny lasa
Ireo soratra navela
Sy toky nokinasa …
… ho tsiaro tsy ho tonta
Sy omaly hovetsoina
Na mafy fisamonta
Ny fanadinoina…
… ho tantara mamy
Hokaloin’ny zanako
Rehefa tototry ny tany
Ireto rantsa-tanako
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy