IZANY (raozigasy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izany hasosorako ry zanako,
s’ireo tambam-pahalanako
Vao tojo izato tsikinao,
dia misava sy mandao

Izany hakiviam-panahy
Ireo setra, sedra mampiahy
Vao ifanenan’ny tsampinao
Dia misinda tsotra izao

Fa ny inona hasosorako,
Na inona ady ifoforako
Tsy henoko hoe mijaly ny aiko
Rehefa eo ianao ry Sombinaiko
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
777 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0328